2 Mpanjaka 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hoy izy: “Avelao izy.+ Aza avela hisy hikitikitika ny taolambalony.” Dia tsy nokitihin’izy ireo ny taolambalony sy ny an’ilay mpaminany+ avy any Samaria. Hebreo 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Finoana no niresahan’i Josefa momba ny hanafahana*+ ny zanak’Israely, tamin’izy efa ho faty, ka nanafatrafarany momba ny taolambalony.+
18 Koa hoy izy: “Avelao izy.+ Aza avela hisy hikitikitika ny taolambalony.” Dia tsy nokitihin’izy ireo ny taolambalony sy ny an’ilay mpaminany+ avy any Samaria.
22 Finoana no niresahan’i Josefa momba ny hanafahana*+ ny zanak’Israely, tamin’izy efa ho faty, ka nanafatrafarany momba ny taolambalony.+