2 Tantara 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny tantaran’i Rehoboama, na ny voalohany na ny farany,+ moa ve izany tsy efa voarakitra araka ny tetirazana, ao amin’izay nosoratan’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita? Ary nisy ady foana teo amin’i Rehoboama+ sy Jeroboama.+ 2 Tantara 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nitondra tafika nisy lehilahy mpiady+ voafantina efatra hetsy i Abia rehefa nandeha niady. I Jeroboama kosa nandahatra lehilahy voafantina matanjaka sy mahery fo+ niisa valo hetsy mba hiady tamin’i Abia.
15 Ary ny tantaran’i Rehoboama, na ny voalohany na ny farany,+ moa ve izany tsy efa voarakitra araka ny tetirazana, ao amin’izay nosoratan’i Semaia+ mpaminany sy Ido+ mpahita? Ary nisy ady foana teo amin’i Rehoboama+ sy Jeroboama.+
3 Koa nitondra tafika nisy lehilahy mpiady+ voafantina efatra hetsy i Abia rehefa nandeha niady. I Jeroboama kosa nandahatra lehilahy voafantina matanjaka sy mahery fo+ niisa valo hetsy mba hiady tamin’i Abia.