Levitikosy 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ eo amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo. 2 Mpanjaka 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ foana izy, saingy tsy toy ny nataon’ny rainy+ na ny reniny, satria mba nesoriny ihany ilay tsangambato masin’i+ Bala nataon-drainy.+
26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ eo amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
2 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ foana izy, saingy tsy toy ny nataon’ny rainy+ na ny reniny, satria mba nesoriny ihany ilay tsangambato masin’i+ Bala nataon-drainy.+