1 Mpanjaka 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany.
33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany.