FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Handroaka firenena maro ianareo, ary tokony horavanareo tanteraka+ ny toerana rehetra nanompoany ny andriamaniny, na teny amin’ny tendrombohitra avo sy havoana izany, na teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+

  • 2 Tantara 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nanao sorona+ sy nanolotra setroka ho sorona foana izy, teny amin’ny toerana avo+ sy ny havoana+ ary teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+

  • Isaia 57:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary manaitra filana eny akaikin’ireo hazobe+ sy eny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra,+ sady manao sorona ankizy any amin’ny lohasaha falehan-driaka, eny anelanelan’ny harambato?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara