Deoteronomia 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aoka tsy hisy zanakavavin’ny Israely na zanakalahin’ny Israely ho mpivaro-tenan’ny tempoly.+ 1 Mpanjaka 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nofoanany teo amin’ilay tany ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ ary nesoriny daholo koa ny sampy maharikoriko*+ nataon’ny razany.+ 1 Mpanjaka 22:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Nofoanany tsy hisy teo amin’ilay tany ny sisa tamin’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ izay mbola tavela tamin’ny andron’i Asa rainy.+
12 Koa nofoanany teo amin’ilay tany ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ ary nesoriny daholo koa ny sampy maharikoriko*+ nataon’ny razany.+
46 Nofoanany tsy hisy teo amin’ilay tany ny sisa tamin’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ izay mbola tavela tamin’ny andron’i Asa rainy.+