2 Tantara 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary isaky ny nankao amin’ny tranon’i Jehovah ny mpanjaka, dia niditra ireo mpihazakazaka ka nitondra an’ireo ampinga, ary avy eo dia namerina izany tao amin’ny efitra fiambenan’izy ireo.+
11 Ary isaky ny nankao amin’ny tranon’i Jehovah ny mpanjaka, dia niditra ireo mpihazakazaka ka nitondra an’ireo ampinga, ary avy eo dia namerina izany tao amin’ny efitra fiambenan’izy ireo.+