1 Mpanjaka 14:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary isaky ny nankao amin’ny tranon’i Jehovah ny mpanjaka, dia nentin’ny mpihazakazaka ireo ampinga ireo, ary avy eo dia naveriny tao amin’ny efitra fiambenan’izy ireo.+
28 Ary isaky ny nankao amin’ny tranon’i Jehovah ny mpanjaka, dia nentin’ny mpihazakazaka ireo ampinga ireo, ary avy eo dia naveriny tao amin’ny efitra fiambenan’izy ireo.+