2 Samoela 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nitomany mafy daholo ny mponin’ilay tany.+ Dia niampita ny olona rehetra, fa ny mpanjaka kosa nitsangana teo amoron’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona.+ Koa niampita teo amin’ny lalana mankany an-tany efitra ny olona rehetra. Jaona 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+
23 Ary nitomany mafy daholo ny mponin’ilay tany.+ Dia niampita ny olona rehetra, fa ny mpanjaka kosa nitsangana teo amoron’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona.+ Koa niampita teo amin’ny lalana mankany an-tany efitra ny olona rehetra.
18 Rehefa avy nilaza izany i Jesosy, dia lasa nandeha izy sy ny mpianany, ka nankany ampitan’ny lohasahan’i Kidrona.+ Nisy zaridaina tany, ary nankao izy sy ny mpianany.+