1 Mpanjaka 8:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Ary aoka ho amin’ny fo manontolo+ no hanompoanareo an’i Jehovah Andriamanitsika, ka mandehana araka ny fitsipiny ary tandremo ny didiny, toy ny amin’izao andro izao.” 2 Tantara 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ny toerana avo+ kosa mbola nisy teo amin’ny Israely ihany.+ Nifikitra tanteraka tamin’Andriamanitra anefa ny fon’i Asa, nandritra ny androm-piainany.+
61 Ary aoka ho amin’ny fo manontolo+ no hanompoanareo an’i Jehovah Andriamanitsika, ka mandehana araka ny fitsipiny ary tandremo ny didiny, toy ny amin’izao andro izao.”
17 Fa ny toerana avo+ kosa mbola nisy teo amin’ny Israely ihany.+ Nifikitra tanteraka tamin’Andriamanitra anefa ny fon’i Asa, nandritra ny androm-piainany.+