Josoa 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Anisany koa i Gibeona,+ Rama, Berota, 2 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’ny taona fahenina amby telopolo nanjakan’i Asa, dia niakatra hanafika an’i Joda i Basa+ mpanjakan’ny Israely. Ary naorin’i Basa ny tanànan’i Rama,+ mba tsy hamelana na iza na iza hivezivezy hankao amin’i Asa mpanjakan’ny Joda.+
16 Tamin’ny taona fahenina amby telopolo nanjakan’i Asa, dia niakatra hanafika an’i Joda i Basa+ mpanjakan’ny Israely. Ary naorin’i Basa ny tanànan’i Rama,+ mba tsy hamelana na iza na iza hivezivezy hankao amin’i Asa mpanjakan’ny Joda.+