Josoa 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Anisany koa i Gibeona,+ Rama, Berota, Ezra 2:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 iraika amby roapolo sy eninjato ny avy any Rama+ sy Geba,+ Isaia 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nandeha teo amin’ny toerana fiampitana izy, ka natory tao Geba.+ Mihorohoro i Rama,+ ary mandositra i Gibean’i+ Saoly.
29 Ary nandeha teo amin’ny toerana fiampitana izy, ka natory tao Geba.+ Mihorohoro i Rama,+ ary mandositra i Gibean’i+ Saoly.