1 Mpanjaka 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha vao ren’i Basa izany, dia tsy nanorina an’i Rama+ intsony izy. Ary mbola nonina tao Tirza+ izy. 1 Mpanjaka 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely rehetra tao Tirza i Basa zanak’i Ahia, ary nanjaka efatra amby roapolo taona izy.+
21 Raha vao ren’i Basa izany, dia tsy nanorina an’i Rama+ intsony izy. Ary mbola nonina tao Tirza+ izy.
33 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely rehetra tao Tirza i Basa zanak’i Ahia, ary nanjaka efatra amby roapolo taona izy.+