Salamo 115:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena,+Sady asa tanan’olombelona.+ Isaia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+ Isaia 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+
8 Ary feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+ Ny zavatra nataon’ny tanan’olona, eny, izay nataon’ny rantsantanana ihany, no iankohofany.+
9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+