14 Ary hanendry mpanjaka+ hitondra ny Israely i Jehovah, ka io no handringana ny ankohonan’i Jeroboama amin’io andro voalaza io. Ary ahoana raha mitranga izao ankehitriny izao izany?+
27 Ary nanao tetika hamelezana an’i Nadaba i Basa+ zanak’i Ahia anisan’ny taranak’Isakara, ka namono azy ho faty tao Gibetona,+ izay an’ny Filistinina. Mbola nanao fahirano an’i Gibetona i Nadaba sy ny Israely rehetra tamin’izay.