2 Mpanjaka 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Roa amby roapolo taona i Ahazia tamin’izy nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Atalia,+ zafikelin’i Omry+ mpanjakan’ny Israely. Ohabolana 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noho ny fandikan-dalàna eo amin’ny tany dia maro ny mpitondra mifandimby,+ fa haharitra ela kosa ny fitondrany noho ny fisian’ny olon-kendry mahalala ny tokony hataony.+ Mika 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Mitandrina ny lalàn’i Omry+ sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba+ ianareo, sady manaraka ny toroheviny.+ Koa hataoko higagan’ny olona ianareo. Ary hataoko izay hahatonga ny olona hisioka haneso ny mponina ao.+ Ary hozakainareo ny latsa ataon’ny olona.”+
26 Roa amby roapolo taona i Ahazia tamin’izy nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Atalia,+ zafikelin’i Omry+ mpanjakan’ny Israely.
2 Noho ny fandikan-dalàna eo amin’ny tany dia maro ny mpitondra mifandimby,+ fa haharitra ela kosa ny fitondrany noho ny fisian’ny olon-kendry mahalala ny tokony hataony.+
16 Mitandrina ny lalàn’i Omry+ sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba+ ianareo, sady manaraka ny toroheviny.+ Koa hataoko higagan’ny olona ianareo. Ary hataoko izay hahatonga ny olona hisioka haneso ny mponina ao.+ Ary hozakainareo ny latsa ataon’ny olona.”+