2 Mpanjaka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy. 2 Mpanjaka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+ 2 Mpanjaka 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka, dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.+ 2 Mpanjaka 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nosamborin’izy ireo ravehivavy. Dia novonoiny ho faty izy,+ raha vao tongany teo amin’ny lalana fidiran-tsoavaly+ teo amin’ny tranon’ny mpanjaka.+
18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.
11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia+ fa maty ilay zanany, dia naripany avokoa ny tarana-mpanjaka.+
13 Rehefa ren’i Atalia ny firodorodon’ny olona nihazakazaka, dia nankany amin’ny vahoaka tany an-tranon’i Jehovah avy hatrany izy.+
16 Koa nosamborin’izy ireo ravehivavy. Dia novonoiny ho faty izy,+ raha vao tongany teo amin’ny lalana fidiran-tsoavaly+ teo amin’ny tranon’ny mpanjaka.+