FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia lasa ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, ka nandao ny zanak’Israely tao Silo, tany Kanana, mba hody any Gileada,+ any amin’ilay tanin’izy ireo, izay efa nanorenany ny fonenany araka ny baikon’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+

  • 2 Mpanjaka 10:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 dia ny faritra nanomboka teo amin’ny Reniranon’i Jordana tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro, nanerana an’i Gileada,+ sy ny tanin’ny Gadita+ sy ny Robenita+ ary ny Manasita,+ sy ny faritra nanomboka tany Aroera,+ any akaikin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona, izany hoe i Gileada sy Basana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara