Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Jeremia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
2 Raha hianiana+ ianao hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah ka mampihatra ny fahamarinana+ sy ny rariny ary ny hitsiny!’,+ dia amin’ny alalany no hahazoan’ireo firenena fitahiana, ary Izy no ho reharehan’ireny.”+