2 Mpanjaka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary niakatra nampandry azy teo amin’ny fandrianan’ilay+ lehilahin’Andriamanitra+ ravehivavy. Dia nakatony ny varavarana, ka lasa izy. 2 Mpanjaka 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Farany, dia tonga tao amin’ilay trano i Elisa. Ary nampandrina teo am-pandrianany ilay zazalahy efa maty.+
21 Ary niakatra nampandry azy teo amin’ny fandrianan’ilay+ lehilahin’Andriamanitra+ ravehivavy. Dia nakatony ny varavarana, ka lasa izy.
32 Farany, dia tonga tao amin’ilay trano i Elisa. Ary nampandrina teo am-pandrianany ilay zazalahy efa maty.+