2 Mpanjaka 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Andao mba hanao efitrano kely+ ao an-tampon-trano, mifanila amin’ny rindrina, ka hasiantsika fandriana sy latabatra sy seza ary fitoeran-jiro+ hampiasainy. Ary afaka mankao izy isaky ny tonga eto amintsika.”+
10 Andao mba hanao efitrano kely+ ao an-tampon-trano, mifanila amin’ny rindrina, ka hasiantsika fandriana sy latabatra sy seza ary fitoeran-jiro+ hampiasainy. Ary afaka mankao izy isaky ny tonga eto amintsika.”+