FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia niantso an’i Jehovah i Samoela,+ ary nampisy kotroka sy orana i Jehovah tamin’iny andro iny.+ Koa natahotra mafy an’i Jehovah sy Samoela ny vahoaka manontolo.

  • Joba 38:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Iza no manam-pahendrena ka mahay tsara ny isan’ny rahona?

      Ary iza no mahatongilana ny sinin-dranon’ny lanitra,+

  • Salamo 68:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nampilatsaka oram-be mivatravatra ianao, Andriamanitra ô!+

      Na dia reraka aza ny lovanao, dia nohatanjahinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara