1 Mpanjaka 16:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa i Ahaba zanak’i Omry no lasa mpanjakan’ny Israely tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda. Nanjaka teo amin’ny Israely tao Samaria+ roa amby roapolo taona i Ahaba zanak’i Omry. 1 Mpanjaka 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nisy mihitsy olona sahala amin’i Ahaba,+ izay tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah noho ny fampirisihan’i+ Jezebela+ vadiny.
29 Koa i Ahaba zanak’i Omry no lasa mpanjakan’ny Israely tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda. Nanjaka teo amin’ny Israely tao Samaria+ roa amby roapolo taona i Ahaba zanak’i Omry.
25 Tsy nisy mihitsy olona sahala amin’i Ahaba,+ izay tsy nanan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah noho ny fampirisihan’i+ Jezebela+ vadiny.