1 Mpanjaka 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra. 1 Mpanjaka 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nandefa iraka indray i Beni-hadada, nanao hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra+ anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha havelako hisy tavela ny vovok’i Samaria ka samy hanana eran-tanan’ila avy izay rehetra manaraka ahy!”+ Isaia 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Samaria+ no lohan’i Efraima, ary ny zanak’i Remalia+ no lohan’i Samaria. Koa raha tsy mety mino ianareo, dia tsy haharitra ela.”’”+
24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra.
10 Ary nandefa iraka indray i Beni-hadada, nanao hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra+ anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha havelako hisy tavela ny vovok’i Samaria ka samy hanana eran-tanan’ila avy izay rehetra manaraka ahy!”+
9 I Samaria+ no lohan’i Efraima, ary ny zanak’i Remalia+ no lohan’i Samaria. Koa raha tsy mety mino ianareo, dia tsy haharitra ela.”’”+