Nomery 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa raha izao no ataonao amiko, dia vonoy mihitsy aho+ raha mba mahazo sitraka aminao ihany, ka aza avela hahita ny fahoriako aho.” Joba 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nahoana no misy olona manantena fahafatesana nefa tsy tonga izany,+Na dia karohiny mihoatra noho ny harena miafina aza? Jona 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa ankehitriny, Jehovah ô! Esory re ny aiko e,+ fa aleoko maty toy izay velona.”+
15 Koa raha izao no ataonao amiko, dia vonoy mihitsy aho+ raha mba mahazo sitraka aminao ihany, ka aza avela hahita ny fahoriako aho.”
21 Nahoana no misy olona manantena fahafatesana nefa tsy tonga izany,+Na dia karohiny mihoatra noho ny harena miafina aza?