FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa raha izao no ataonao amiko, dia vonoy mihitsy aho+ raha mba mahazo sitraka aminao ihany, ka aza avela hahita ny fahoriako aho.”

  • 1 Mpanjaka 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-tany efitra. Farany, dia tonga izy ka nipetraka teo ambany anjavidy iray.+ Ary nangataka ny ho faty izy,* ka nanao hoe: “Aoka izay! Esory amin’izay ny aiko,+ Jehovah ô, fa tsy tsara noho ny razako aho.”

  • Joba 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa aleoko matin’ny hasemporana,

      Eny, aleoko maty+ toy izay taolana fotsiny toy izao.

  • Jona 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa ankehitriny, Jehovah ô! Esory re ny aiko e,+ fa aleoko maty toy izay velona.”+

  • Apokalypsy 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hitady fahafatesana+ ny olona amin’izany andro izany fa tsy hahita mihitsy, ary haniry ho faty izy nefa handositra azy foana ny fahafatesana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara