FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • Nomery 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Afaka ny fahatezerako+ amin’ny zanak’Israely, noho ny nataon’i Finehasa+ zanak’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, satria tsy nilefitra mihitsy izy rehefa nisy nivadika tamiko teo amin’ny fireneny.+ Koa tsy naripako tanteraka ny zanak’Israely, na dia mitaky ny hanompoana ahy irery ihany aza aho.+

  • 2 Mpanjaka 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia hoy i Jeho: “Andao hiaraka amiko, ary jereo fa tsy leferiko mihitsy ny fandrafiana+ an’i Jehovah.” Ary nentina tao amin’ny kalesin’adin’i Jeho izy.

  • Salamo 69:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+

      Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+

  • Salamo 119:139
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 139 Ny hafanam-poko no hahafaty ahy,+

      Satria nohadinoin’ny fahavaloko ny teninao.+

  • 2 Korintianina 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa fahasarotam-piaro toy ny an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo.+ Fa ny tenako mihitsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny+ lehilahy iray,+ mba hatolotro ho virjiny madio+ ho an’i Kristy+ ianareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara