FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hilaza ireo hoe: ‘Satria izy ireo nivadika tamin’ilay fifanekena,+ izay nataon’i Jehovah Andriamanitry ny razany fony izy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+

  • Mpitsara 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah+ tamin’ny farany, ka hoy izy: “Noho ity firenena ity tsy nanaja ny fifanekena+ nandidiako ny razany, sy noho izy tsy nihaino ny feoko,+

  • 1 Mpanjaka 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy nisy na inona na inona tao anatin’ilay Vata, afa-tsy ireo takela-bato+ roa napetrak’i+ Mosesy tao, tany Horeba, rehefa nanao fifanekena+ tamin’ny zanak’Israely i Jehovah, tamin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+

  • 2 Mpanjaka 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nolaviny foana ny fitsipik’Andriamanitra sy ny fifanekena+ nataony tamin’ny razany, ary ny fampahatsiahivana+ nolazainy tamin’izy ireo mba hampitandremana azy. Ary nanaraka sampy tsy misy ilana azy+ izy ireo tahaka an’ireo firenena nanodidina azy, ka lasa tsy nisy ilana azy+ koa. Efa nandidy azy anefa i Jehovah mba tsy hanao toy ireny firenena ireny.+

  • Hebreo 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy araka ilay fifanekena+ nataoko tamin’ny razany, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta+ anefa izany, satria tsy nitana ny fifanekena nataoko taminy izy ireo,+ ka tsy niraharaha azy ireo intsony aho’, hoy i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara