Salamo 115:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho sahala amin’ireny ny olona manao azy+Sy izay rehetra matoky azy.+ Isaia 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+ Jeremia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Fa inona loatra no tsy rariny hitan’ny razanareo tamiko+ no dia nanalavitra ahy izy ireo,+ ary nanaraka sampy tsy misy ilana azy,+ ka nanjary tsy misy ilana azy koa?+ Romanina 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 satria nahalala an’Andriamanitra, nefa tsy nanome voninahitra azy amin’ny maha Andriamanitra azy sady tsy nisaotra azy.+ Fa nanjary poakaty ny fomba fisainany,+ ary nanjary maizina ny fony feno hadalana.+
9 Zava-poana avokoa ny mpanao sary sokitra,+ ary tsy hisy hilana azy ny sampy iraiketan’ny fony.+ Tsy mahita na inona na inona, na mahalala na inona na inona+ ny vavolombelon’izy ireo, mba hahatonga azy ireo ho menatra.+
5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Fa inona loatra no tsy rariny hitan’ny razanareo tamiko+ no dia nanalavitra ahy izy ireo,+ ary nanaraka sampy tsy misy ilana azy,+ ka nanjary tsy misy ilana azy koa?+
21 satria nahalala an’Andriamanitra, nefa tsy nanome voninahitra azy amin’ny maha Andriamanitra azy sady tsy nisaotra azy.+ Fa nanjary poakaty ny fomba fisainany,+ ary nanjary maizina ny fony feno hadalana.+