Joba 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Dia namaly an’i Joba avy tao anatin’ny tafio-drivotra+ i Jehovah, nanao hoe: Salamo 50:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+ Isaia 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hitsinjo anao i Jehovah Tompon’ny tafika, ka hampiasainy hiarovana anao ny kotroka sy horohoron-tany sy feo mafy sy tafio-drivotra sy oram-baratra ary lelafo mandevona.”+
3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+
6 Hitsinjo anao i Jehovah Tompon’ny tafika, ka hampiasainy hiarovana anao ny kotroka sy horohoron-tany sy feo mafy sy tafio-drivotra sy oram-baratra ary lelafo mandevona.”+