2 Mpanjaka 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha vao tonga teny ampita izy ireo, dia hoy i Elia tamin’i Elisa: “Angataho izay tokony hataoko ho anao, alohan’ny hakana ahy hiala aminao.”+ Dia hoy i Elisa: “Aoka aho mba hahazo anjaran’olon-droa+ amin’ny fanahy*+ miasa aminao.”+ Lioka 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy nodiovina ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna, ilay lehilahy avy any Syria.”+
9 Raha vao tonga teny ampita izy ireo, dia hoy i Elia tamin’i Elisa: “Angataho izay tokony hataoko ho anao, alohan’ny hakana ahy hiala aminao.”+ Dia hoy i Elisa: “Aoka aho mba hahazo anjaran’olon-droa+ amin’ny fanahy*+ miasa aminao.”+
27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy nodiovina ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna, ilay lehilahy avy any Syria.”+