FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nandray tsipìka+ i Jeho, dia nitifitra an’i Jorama ka nahavoa azy teo anelanelan’ny sorony. Dia niboroaka avy teo amin’ny fony ilay zana-tsipìka, ka nianjera tao amin’ny kalesiny izy.+

  • 2 Mpanjaka 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nanoratra taratasy ho azy ireo indray i Jeho, nanao hoe: “Raha ahy ianareo,+ ary ny teniko no ankatoavinareo, dia tapaho ny lohan’ireo zanakalahin’ny+ tomponareo, ary tongava atỳ amiko atỳ Jezirela,+ rahampitso toy izao.”

      Niaraka tamin’ireo olo-manan-kaja teo an-tanàna izay nitaiza azy mantsy izy fitopolo lahy zanaky ny mpanjaka.

  • 2 Mpanjaka 10:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha vao avy nanolotra ny fanatitra dorana i Jeho, dia niteny tamin’ireo mpihazakazaka sy manamboninahitra lefitra hoe: “Midira, ka vonoy ireo! Aza avela hisy ho tafavoaka na iray aza.”+ Dia namono azy ireo tamin’ny lelan-tsabatra ny mpihazakazaka sy ny manamboninahitra lefitra,+ ka nanipy ny fatiny tany ivelany. Ary nandeha hatrany amin’ny tanàna nisy ny tranon’i Bala izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara