2 Mpanjaka 9:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tonga tany Jezirela+ i Jeho tamin’ny farany, ka ren’i Jezebela+ izany. Dia nanao manjamaso+ mainty izy, sady nandravaka ny lohany,+ ka nitazana teo am-baravarankely.+
30 Tonga tany Jezirela+ i Jeho tamin’ny farany, ka ren’i Jezebela+ izany. Dia nanao manjamaso+ mainty izy, sady nandravaka ny lohany,+ ka nitazana teo am-baravarankely.+