1 Mpanjaka 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nampitondra hafatra tany amin’i Elia i Jezebela, nanao hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,*+ ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy hataoko sahala amin’ny ain’ny tsirairay amin’ireny ny ainao rahampitso toy izao!” Jeremia 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa ahoana moa no hamelako izany helokao izany? Nahafoy ahy ny zanakao ka mianiana+ amin’ny anaran’izay tsy Andriamanitra.+ Nomeko fahafaham-po izy ireo,+ nefa mbola manitsakitsa-bady+ ihany sady mirohotra mankao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena.
2 Dia nampitondra hafatra tany amin’i Elia i Jezebela, nanao hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,*+ ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy hataoko sahala amin’ny ain’ny tsirairay amin’ireny ny ainao rahampitso toy izao!”
7 Koa ahoana moa no hamelako izany helokao izany? Nahafoy ahy ny zanakao ka mianiana+ amin’ny anaran’izay tsy Andriamanitra.+ Nomeko fahafaham-po izy ireo,+ nefa mbola manitsakitsa-bady+ ihany sady mirohotra mankao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena.