Ezekiela 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Misy lehilahy manao zava-maharikoriko amin’ny vadin’ny namany,+ ary misy koa manana fitondran-tena baranahiny ka mandoto ny vinantovaviny.+ Misy lehilahy mampietry ny anabaviny, izay zanakavavin-drainy, eo aminao.+
11 Misy lehilahy manao zava-maharikoriko amin’ny vadin’ny namany,+ ary misy koa manana fitondran-tena baranahiny ka mandoto ny vinantovaviny.+ Misy lehilahy mampietry ny anabaviny, izay zanakavavin-drainy, eo aminao.+