FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 47:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa Mpanjakan’ny tany manontolo Andriamanitra.+

      Manaova hira fiderana, ary aoka ianareo hitandrina.+

  • Salamo 83:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+

      No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+

  • Salamo 97:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+

      Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+

  • Salamo 115:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nahoana ireo firenena no dia hilaza hoe:+

      “Aiza izay mba Andriamaniny?”+

  • Romanina 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 satria nahalala an’Andriamanitra, nefa tsy nanome voninahitra azy amin’ny maha Andriamanitra azy sady tsy nisaotra azy.+ Fa nanjary poakaty ny fomba fisainany,+ ary nanjary maizina ny fony feno hadalana.+

  • 1 Korintianina 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara