FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nahoana ny Ejipsianina+ no dia avela hiteny hoe: ‘Nitetika ny hanao ratsy izy ka namoaka azy ireo niala teto amintsika, mba hamonoana azy any an-tendrombohitra sy handringanana azy tsy ho etỳ ambonin’ny tany’?+ Aoka re mba tsy hirehitra intsony ny fahatezeranao e,+ ary aoka ianao hanenina+ ny amin’ny ratsy saika hataonao amin’ny olonao.

  • Nomery 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa raha aripakao toy ny olona iray+ ity vahoaka ity, dia izao no holazain’ireo firenena efa nandre ny lazanao:

  • Deoteronomia 32:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+

      Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+

      Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+

      Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara