Josoa 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Mandehana mamakivaky ny toby ka omeo baiko ny vahoaka hoe: ‘Manomàna vatsy ho anareo, fa rehefa afaka telo andro dia hiampita an’irỳ Jordana irỳ ianareo mba haka an’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.’”+
11 “Mandehana mamakivaky ny toby ka omeo baiko ny vahoaka hoe: ‘Manomàna vatsy ho anareo, fa rehefa afaka telo andro dia hiampita an’irỳ Jordana irỳ ianareo mba haka an’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo.’”+