5 Ny Filistinina kosa niangona mba hiady tamin’ny Israely: Telo alina ny kalesin’adiny,+ enina arivo ny mpitaingin-tsoavaliny, ary maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina+ izy ireo. Niakatra izy ireo ka nitoby tao Mikmasy, eo atsinanan’i Beti-avena.+