Josoa 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena,+ tany atsinanan’i Betela,+ ka nilazany hoe: “Miakara mba hijery taratra an’ilay tany.” Koa niakatra hijery taratra an’i Ay izy ireo.+ Josoa 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niainga avy teo Jordana ny sisiny avaratra amin’ny tanin’izy ireo, ka niakatra hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Jeriko,+ dia niakatra niankandrefana nihazo ny tendrombohitra, ary nipaka tany amin’ny tany efitr’i Beti-avena.+ 1 Samoela 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Novonjen’i Jehovah+ ny Israely tamin’iny andro iny. Ary nitohy hatrany Beti-avena+ ny ady.
2 Ary nisy olona nirahin’i Josoa avy tao Jeriko hankany Ay,+ izay teo akaikin’i Beti-avena,+ tany atsinanan’i Betela,+ ka nilazany hoe: “Miakara mba hijery taratra an’ilay tany.” Koa niakatra hijery taratra an’i Ay izy ireo.+
12 Niainga avy teo Jordana ny sisiny avaratra amin’ny tanin’izy ireo, ka niakatra hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Jeriko,+ dia niakatra niankandrefana nihazo ny tendrombohitra, ary nipaka tany amin’ny tany efitr’i Beti-avena.+