Josoa 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nifoha maraina izy ireo tamin’ny andro fahafito, raha vao nazava ratsy ny andro, ka nihodidina ny tanàna toy ny nataony teo aloha, saingy nataony impito izany. Tamin’io andro io ihany izy ireo no nanodidina ny tanàna impito.+
15 Ary nifoha maraina izy ireo tamin’ny andro fahafito, raha vao nazava ratsy ny andro, ka nihodidina ny tanàna toy ny nataony teo aloha, saingy nataony impito izany. Tamin’io andro io ihany izy ireo no nanodidina ny tanàna impito.+