1 Mpanjaka 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia namono an’izay lehilahy niady taminy ny tsirairay. Koa nirifatra nitsoaka+ ny Syrianina+ ka nenjehin’ny Israely. Fa i Beni-hadada mpanjakan’i Syria kosa afa-nandositra an-tsoavaly, niaraka tamin’ireo mpitaingin-tsoavaly.
20 Dia namono an’izay lehilahy niady taminy ny tsirairay. Koa nirifatra nitsoaka+ ny Syrianina+ ka nenjehin’ny Israely. Fa i Beni-hadada mpanjakan’i Syria kosa afa-nandositra an-tsoavaly, niaraka tamin’ireo mpitaingin-tsoavaly.