FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny olona rehetra tao an-tobiny, ka niakatra hanao fahirano+ an’i Samaria izy ireo.

  • 2 Mpanjaka 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa hoy i Hazaela: “Nahoana ny tompoko no mitomany?” Dia hoy izy: “Satria fantatro tsara ny ratsy+ hataonao amin’ny zanak’Israely: Ny tanànany voaro mafy hodoranao, ny lehilahy voafantina eo aminy hovonoinao amin’ny sabatra, ny zanany hotorotoroinao,+ ary ny vehivavy bevohoka eo aminy hotatahinao ny kibony.”+

  • 2 Tantara 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa hoy i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra, tahaka ny ondry tsy misy mpiandry, ny Israelita rehetra.+ Ary hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo.+ Aoka izy samy hody soa aman-tsara any an-tranony.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara