Josoa 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny sisin-taniny: Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+ 1 Mpanjaka 18:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nandritra izany fotoana izany, dia maintin’ny rahona ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra,+ ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Koa nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nanezaka mafy ho tonga tany Jezirela.+ Hosea 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny tany hamaly ny fangatahan’ny varimbazaha+ sy ny divay mamy ary ny menaka. Ireo kosa hamaly ny fangatahan’i Jezirela.*+
45 Nandritra izany fotoana izany, dia maintin’ny rahona ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra,+ ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Koa nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nanezaka mafy ho tonga tany Jezirela.+
22 Ary ny tany hamaly ny fangatahan’ny varimbazaha+ sy ny divay mamy ary ny menaka. Ireo kosa hamaly ny fangatahan’i Jezirela.*+