Nehemia 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa niteny tamiko ny mpanjaka hoe: “Nahoana no maloka endrika+ ianao nefa tsy marary akory? Misy zavatra mampalahelo ny fonao mihitsy!”+ Natahotra be aho tamin’izay.
2 Koa niteny tamiko ny mpanjaka hoe: “Nahoana no maloka endrika+ ianao nefa tsy marary akory? Misy zavatra mampalahelo ny fonao mihitsy!”+ Natahotra be aho tamin’izay.