Eksodosy 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miandany amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+ Levitikosy 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao.
23 “Aza manely tsaho.+ Ary aza miandany amin’ny ratsy fanahy ka mijoro ho vavolombelona mitetika ny hanao ratsy.+
15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza momba ny mahantra satria hoe mahantra izy,+ nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony ho ara-drariny no hitsaranao ny namanao.