Isaia 58:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hiady sy hifanditra ary hifamely totohondry amin-kabibiana no antony ifadianareo hanina.+ Rehefa mifady hanina ve ianareo dia mihevitra fa fotoana andrenesana ny feonareo any amin’ny avo izany?
4 Hiady sy hifanditra ary hifamely totohondry amin-kabibiana no antony ifadianareo hanina.+ Rehefa mifady hanina ve ianareo dia mihevitra fa fotoana andrenesana ny feonareo any amin’ny avo izany?