FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+

  • Mpitoriteny 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao koa no hitako etỳ ambanin’ny masoandro: Ao amin’izay tokony hisy ny rariny no misy faharatsiana, ary ao amin’izay tokony hisy ny fahamarinana no misy faharatsiana.+

  • Amosa 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fantatro fa maro tokoa ny fikomianareo,+ ary tena lehibe ireo fahotanareo,+ ry mpankahala olo-marina,+ sady mpandray tsolotra,+ ary tsy manome rariny ho an’ny mahantra+ eo am-bavahady.+

  • Habakoka 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa ngoly ny lalàna, ary tsy tafavoaka ny rariny.+ Voahodidin’ny ratsy fanahy ny olo-marina, ka voaolana ny rariny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara