FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny mpiara-belona aminao.+

  • Deoteronomia 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Ary aza mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny mpiara-belona aminao.+

  • Ohabolana 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga,+ ary izay rehetra mampisy fifandirana eo amin’ny samy mpirahalahy.+

  • Ohabolana 24:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Aza mety ho vavolombelona hiampanga olona tsy amin’antony,+ fa miteny toy ny adala ianao raha manao izany.+

  • Isaia 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+ Fa torohevitra mahatonga fitondran-tena baranahiny+ no omeny, mba hanimbana ny ory amin’ny lainga,+ rehefa misy mahantra milaza zavatra ara-drariny.

  • Asan’ny Apostoly 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nandroso vavolombelona mandainga+ ireo, nanao hoe: “Io lehilahy io tsy mitsahatra miteny zava-dratsy momba ity toerana masina ity sy ny Lalàna.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara