FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘“Hitako ny ran’i+ Nabota sy ny ran’ny zanany lahy+ omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity sombin-tany ity no hampiharako aminao ny famaliana”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, ka atsipazo eo amin’ilay sombin-tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+

  • Mpitoriteny 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nandinika indray aho mba hahitako ny fampahoriana+ rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro, ka hitako ny ranomason’ny ampahorina,+ nefa izy tsy nisy nampionona.+ Teo am-pelatanan’izay nampahory azy mantsy ny fahefana, ka tsy mba nisy nampionona izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara